COVID-19 : Tous ensemble face au virus

MagazinesEmploi & initiatives / Ketrika sy Kandra

Les pilotes ont eux-aussi souffert de la COVID-19.

Le métier de pilote face à la COVID-19

Tsy maharaka ireo masoivoho misehatra amin’ny fizahan-tany (agences de voyage) sisa misokatra amin’izao fotoam-pialan-tsasatra izao na dia nikatona ary ny ankamaroan’izy ireo noho ny valan-aretina.

Maro ny fepetra takiana amin’ireo mpandeha mamandrika tapakila, ka mitombo ny fotoana lany amin’ny fikirakirana ny atonta-taratasy. Tsy midika anefa izany hoe miverina amin’ny laoniny io sehatra io. Ho andry zareo mpanamory fiara-manidina ohatra: dia mitady asa azo asolo ny fanamoriana ny sasany amin’izy ireo, resadresaka niarahana tamin’i Milofo Tovoniavo.

 


Studio Sifaka · 2021-08-05_Fandaharana KETRIKA SY KANDRA - METIER DE PILOTE & COVID-19

Les agences de voyage encore opérationnelles n’arrivent pas à enregistrer toutes les réservations depuis le début des grandes vacances. Le traitement de chaque dossier prend plus temps à cause des normes sanitaires imposées à chaque voyageur.

En parallèle, les pilotes d’avion songent à une reconversion professionnelle, en attendant le retour des vols à la normale, explique Milofo Tovoniavo, pilote.

Pour en savoir plus sur nos activités
M'inscrire à la newsletter