COVID-19 : Tous ensemble face au virus

MagazinesEmploi & initiatives / Ketrika sy Kandra

©Ramiandrisoa James Heureux
Peu d’écoles offrent des formations en « kabary » à Madagascar.

Le « kabary »

En plus d’être ancré dans la culture malgache, le « kabary » est devenu une source de revenus pour les « mpikabary ». Les jeunes s’y intéressent de plus en plus actuellement mais reculent souvent à cause des frais de formation, relativement coûteux, d’après l’orateur Max Miandrisoa. D’un côté, les professionnels dans ce domaine se font souvent devancer par des amateurs ou des animateurs d’évènements qui s’autoproclament « mpikabary » sans expériences, affirme Fano, également orateur.


Studio Sifaka · 2021-08-19_Fandaharana KETRIKA SY KANDRA - KABARY

Ankoatra ny maha kolontsaina azy dia fitadiavam-bola ihany koa ny kabary ankehitriny ho an’ireo mpikabary an-danonana. Na dia hita fa betsaka aza ny tanora liana amin’ny fianarana zy dia hita fa mety ho sakana ho an’ny ankamaroan’izy ireo ny saram-pianarana na saram-piofanana hoy i Miandrisoa Max, mpikabary. Etsy andaniny, maro ihany koa ireo mpikabary tsy mbola manana traikefa no lasa miditra amin’io sehatra io ka manakona ireo efa matihanina hoy i Fano mpikabary.

Pour en savoir plus sur nos activités
M'inscrire à la newsletter