COVID-19 : Tous ensemble face au virus

MagazinesEmploi & initiatives / Ketrika sy Kandra

©Pat Whelen
L'agriculture peut offrir de nombreuses opportunités aux jeunes.

Les métiers autour de l’agriculture

Mitaky traikefa sy fahaizana ny fiasana eny an-tsaha : fahavononana sy fivelaran-tsaina. Kanefa tsy dia sarotra ny mitana angady ary azo ianarana, raha ny filazan’i Razarielina Stéphane, mpamboly avy eny Ambohidratrimo. Ny asa fambolena sy fiompiana no nitodihany, rehefa nahatsapa izy fa tsy dia tena lasa lavitra loatra tamin’ny fianarana. Mahafinarira azy manokana ny fifampizarana eny ambanivohitra na dia misedra olana noho ny fisian’ny mpangalatra eny an-toerana izay maka ny vokatra indray mi-pimaso. Fa na izany aza dia manentana ny tanora izy hivelona amin’ny fambolena fa sehatra asa azo antoka fa tsy ho faty na oviana na oviana raha ho azy.

Raharinaivo Jucelin, tantsaha nitondra avo ny lazan’i Madagasikara tamin’ny alalan’ny fitaovana manampy amin’ny fambolem-bary, no hiresaka ny mampiavaka ny asan’ny ingénieur agronome. Afaka miasa tena ary tena mirotsaka an-tsehatra izy ireny raha ny filazany, kanefa afaka miasa anaty birao sy manatanteraka tetikasa ihany koa rehefa manana fahaiza-manao ny saina sy ny vatana.


Studio Sifaka · 2021-09-02_Fandaharana KETRIKA SY KANDRA - AGRICULTEUR ET INGENIEUR AGRONOME

Travailler dans un champ nécessite de la motivation et un esprit ouvert. Selon Stéphane Razarielina, agriculteur à Ambohidratrimo, il est possible de recourir à l’agriculture en cas de reconversion professionnelle. Toujours d’après lui, la vie à la campagne priorise l’entraide entre agriculteurs. Cependant, l’insécurité demeure un problème car les cultivateurs peuvent se retrouver sans rien du jour au lendemain. Néanmoins, il sollicite les jeunes à se focaliser sur l’agriculture.

De son côté, Jucelin Raharinaivo nous explique l’importance du métier d’ingénieur agronome.

Pour en savoir plus sur nos activités
M'inscrire à la newsletter