COVID-19 : Tous ensemble face au virus

MagazinesEmploi & initiatives / Ketrika sy Kandra

©Catmouse
La couverture de Ary, Les yeux de l’Isalo.

Le monde de l’illustration et de la BD

Talenta sy fialamboly ny fanaovana sary sy tantara an-tsary na BD kanefa azo atao asa fivelomana tsara.

Fanaovana sary tamin’ny aterineto no niantombohan’i Rajemison Ramanoara Dinah, fantatra amin’ny anaran-tsehatra Catmouse James, izay mifantoka amin’ny « littérature jeunesse ». Nitombo tsikelikely ny « commandes » noraisiny ary dia lasa asany ny fanaovana sary sy tantara an-tsary. Manamafy izy fa tsara raha mitovy ny tadin-dokangan’ilay olona iarahany miasa mba hampazoto azy hanome 100% ny talentany. Tamin’ny septambra 2018, niaraka namorona an’i Ary, Les yeux de l’Isalo, niaraka tamin’i Rolling Pen izay mpanoratra sy mpamorona tantara an-tsary izy. Ho an’ity farany ity kosa dia hafa kely io asa famoronana io. Tsy vitan’ny manoratra fotsiny ihany fa mila mamorona sary. Tiany manokana ny famoronana mikasika ny mazia, ny aizina, ny tontolo fantastique sy mampatahotra, ary mifono filozofia kely.


Studio Sifaka · 2020-01-07_Fandaharana Ketrika Sy Kandra - CREATRICE & SCENARISTE BD

Le monde de l’illustration et de la BD est un domaine professionnel qui peut permettre aux jeunes de faire carrière. Rajemison Ramanoara Dinah, alias Catmouse James, spécialiste en littérature jeunesse parle de sa passion. Ayant commencé avec des dessins faits sur internet, elle a commencé à avoir de plus en plus de commandes et a fini par se professionnaliser progressivement. Pour elle, il est important d’être au même diapason que ses collaborateurs dans un travail de groupe. C’était le cas dans sa collaboration avec Rolling Pen, avec qui elle a concocté Ary, les yeux de l’Isalo en 2018. Pour Rolling Pen, scénariste de BD, le monde fantastique, la magie, les scènes effrayantes figurent parmi ses envies de création, avec une touche de philosophie.

Pour en savoir plus sur nos activités
M'inscrire à la newsletter