COVID-19 : Tous ensemble face au virus

MagazinesEmploi & initiatives / Ketrika sy Kandra

©Studio Sifaka
Les procédés Rainivony se transmettent de père en fils.

KSK : Le coordonnier Rainivony

Rainivony, le célèbre fabricant de chaussure malgache depuis les années 80 est devenu une marque. Innovation, recherche et travail de qualité font partie de ses secrets. Une piste pour les jeunes, à suivre dans l’émission Ketrika sy Kandra.



« Aza mikiraro intsony afa-tsy ny kiraro Rainivony », teny filamatry ny mpanao kiraro Rainivony nalaza tamin’ny taona 80 izany. Lasa « Rainivony Cordonnerie » ny kiraro Rainivony ankehitriny.  Ho antsika tanora te handraharaha, misy lesona lehibe azotsika tsoahina ao anatin’izany. Na dia tojo olana aza dia afaka mitraka foana ary mitrandraka mitady lalana hafa ahafahana mandroso.

Pour en savoir plus sur nos activités
M'inscrire à la newsletter