COVID-19 : Tous ensemble face au virus

MagazinesEmploi & initiatives / Ketrika sy Kandra

©Studio Sifaka
Une lettre de motivation manuscrite doit être soignée et lisible.

La graphologie, utile lors des recrutements

Amin’izao fotoana izao, tsara kokoa raha atao soratra amin’ny alalan’ny solosaina ny « lettre de motivation » noho izy madio sy mora vakiana kokoa ho an’ireo tompon’andraikitry ny fandraisana mpiasa. Raha toa koa anefa efa misoratra anaty tolotrasa hoe atao soratanana dia tsy maintsy manaraka izay, hoy i Olivia Tiana Harilalaina, tompon’andraikitry ny fandraisana mpiasa anatina orinasa iray.


Singa iray azo hitarafana ny toetra ny olona iray ny sora-tanany. Ireo mpandinika soratr’olona na « graphologue » no matihanina amin’izany sehatra izany. Fanoitra ilain’ny orinasa ny fananana matihanina tahaka io mba tsy ho diso fanantenana ny amin’ny mpiasa izay mety ho raisiny. Resadresaka iarahana amin’i Adrien Rakotondrabenja, mpandinika soratr’olona.


Studio Sifaka · 2021-10-26_Fandaharana KETRIKA SY KANDRA - LM & GRAPHOLOGIE

Faut-il rédiger sa lettre de motivation à la main ou sur ordinateur ? Olivia Tiana Harilalaina, responsable de recrutement, conseille plutôt le tapuscrit. Pour les recruteurs, c’est plus lisible et plus propre. Même si l’annonce précise une lettre de motivation manuscrite, il faut alors respecter l’instruction et faire très attention aux fautes d’orthographe.

La graphologie permet de déterminer le caractère et la personnalité d’une personne à travers son écriture. Selon le graphologue Adrien Rakotondrabenja,  les recruteurs à Madagascar devraient appliquer ce genre de test afin de trouver le profil parfait pour un poste.

Pour en savoir plus sur nos activités
M'inscrire à la newsletter