COVID-19 : Tous ensemble face au virus

MagazinesEmploi & initiatives / Ketrika sy Kandra

Bruno Rajaonarison, enseignant-chercheur au sein du MEFF

Les spécificités des études françaises et les débouchés possibles

Tsy mampianatra teny frantsay tahaka ny eny amin’ny sisiny ny ao amin’ny lalampiofanana « Etudes Françaises et Francophones » hoy ny mpampianatra mpikaroka, Rajaonarison Bruno fa teny frantsay arakarakan’ny sehatrasa izay tian’ny mpianatra iasana no ampianarina. Misy sampam-piofanana efatra moa ao amin’ity lalam-piofanana ity, ka ny voalohany dia mampiofana ny mpianatra ho lasa mpisehatra amin’ny tontolon’ny fanabeazana toy ny mpampianatra, tompon’andraikitra eny anivon’ny sekoly na ihany koa solontenan’ny ministeran’ny fanabeazana eny amin’ny faritra ohatra. Ao ihany koa ny sampam-piofanana manofana tanora mampiasa ny teny frantsay eny anivon’ny orinasa. Misy sampampiofanana misokatra amin’ny tontolon’ny asa soratra sy ny literatiora frantsay. Ary farany, sampampiofanana mampiofana mpikarakara hetsika koltoraly. Misokatra amin’ny sehatrasa rehetra ny lalam-piofanana frantsay hoy hatrany ity mpampianatra mpikaroka ity fa tsy voatery ho fampianarana ihany. Misy fanadinana sivana lalovan’ireo tanora afaka bakalorea vao tafiditra amin’ity lalam-piofanana ity. Manodidina ny 400 eo kosa ny mpianatra raisina ao amin’ity lalam-piofanana ity isan-taona.


Studio Sifaka · 2021-11-04 Fandaharana KSK_SPECIFICITE DES ETUDES FRANCAISES

La mention Etudes Françaises et Francophones n’est pas à confondre avec les cours intensifs en langue française dispensés par différentes institutions, explique l’enseignant-chercheur, Bruno Rajaonarison. Découvrez ses explications sur les quatre parcours de la mention Etudes Françaises et Francophones et sa présentation des débouchés respectifs. L’admission au sein de la Mention Etudes Françaises et Francophones se fait par voie de concours pour les bacheliers toutes séries confondues. Cette dernière accueille environ 400 étudiants, chaque  année, en première année de licence.

Pour en savoir plus sur nos activités
M'inscrire à la newsletter