COVID-19 : Tous ensemble face au virus

MagazinesEmploi & initiatives / Ketrika sy Kandra

©Google Map
Namakia constituait un genre de grenier pour la région Boeny.

Namakia, un village productif dans la région Boeny

Namakia, tanàna iray mamokatra ao amin’ny faritra Boeny. Distrikan’i Mitsinjo, Kaomina Matsakabanja no misy azy. Miampita eo Katsepy ary miala 75 km, lalantany eo no misy azy. Fa azo handehanana antsambo ihany koa. Malaza amin’ny famokarana siramamy, roma, fambolena vary, fanjonoana hazandrano, drakaka sns izy. Manana seranantsambo izy ary maro ireo vokatra taterina hamatsiana an’i Mahajanga sy ny faritra hafa eto Madagasikara. Olana kosa anefa hoy ny mponina avy any, izay hisoloan’i Adan Marcelin tena, ny fahasarotan’ny lalana. Mbola eo ihany koa ny filana amin’ny fampivoarana ny fianarana sy fiofanana ho an’ny tanora ao antoerana. Miresaka mikasika ireo vato mampiavaka ny faritra Boeny ihany koa ny Ketrika sy Kandra.


Studio Sifaka · 2021-11-25_Fandaharana KETRIKA SY KANDRA - NAMAKIA

Namakia est un village productif situé dans la région Boeny. Il fait partie du district de Mitsinjo, commune de Matsakabanja. Une fois arrivé à Katsepy, une route secondaire de 75 km mène au village de Namakia. Mais il est aussi possible de naviguer en bateau. Namakia est connu pour la production de sucre, de rhum, de ses rizières, de ses activités de pêche, de crabes, etc. Elle possède un port et de nombreux produits y sont transportés pour approvisionner Mahajanga ainsi que d’autres régions. Mais les habitants, représentés par Adan Marcelin, affirment que l’état des routes constitue un blocage. Il est également nécessaire d'améliorer l'éducation et la formation des jeunes locaux. Dans cette émission Ketrika sy Kandra, nous parlons également des pierres qui caractérisent la région de Boeny.

Pour en savoir plus sur nos activités
M'inscrire à la newsletter