COVID-19 : Tous ensemble face au virus

MagazinesEmploi & initiatives / Ketrika sy Kandra

©Studio Sifaka
Le coût des courses en taxi moto est moins cher.

Formaliser les taxis moto pourrait être un apport économique dans le budget d’une commune

Namaha olana maro tamin’ny fivezivezena ny fisian’ny taxi-moto nandritra ny fihiboana ary nitohy niroborobo hatrany izany hatramin’izao.  Mbola tsy ara-dalàna anefa ny fampiasana ny taxi-moto ho an’ny kaominina sasany, toy ny eto Antananarivo renivohitra, ka mazàna miasa an-tsokosoko. Mety hampitombo ny vola miditra amin’ny kitapom-bolan’ny kaominina ary manampy amin’ny famoronana asa anefa izy io. Ho an’ireo kaominina izay manaiky ny fiasan’ny Taxi moto dia efa misy ireo fitsipika napetraka handrindrana izany. Hoan’ny kaominina ambanivohitra Ampitatafika izao dia tsy maintsy misoratra anarana ireo hiasa amin’izany. Tokony misoratra anarana eny amin’ny kaominina izy ireo, manana fiantohana ary  mandoa vidin-toerana isam-bolana, hoy ny ben’ny tanàna ao an-toerana, Ramparaoelina Rado.

Studio Sifaka · 2021-12-07_Fandaharana KETRIKA SY KANDRA - TAXI-MOTO

Les taxis motos se sont révélés être la solution parfaite pour circuler dans la ville afin d’éviter les embouteillages. Ce nouveau moyen de transport commence à prendre de la place sur le marché du transport public même si pour certaines communes, cela reste une activité informelle. Pourtant, cela pourrait contribuer à l’augmentation du budget de la commune. Pour la commune rurale d’Ampitatafika par exemple, elle travaille avec les taxis motos sous certaines conditions.  Chaque moto doit disposer d’une assurance, payer un droit de place et être inscrit auprès de la commune, explique le maire de la commune rurale d’Ampitatafika, Rado Ramparaoelina.

Pour en savoir plus sur nos activités
M'inscrire à la newsletter