COVID-19 : Tous ensemble face au virus

MagazinesEmploi & initiatives / Ketrika sy Kandra

©Gauthier Vandeputte
Fabrication artisanale d'une cuillère en corne de zébu.

Entre recyclage, artisanat et objets décoratifs

Joro fabrique des objets décoratifs en corne de bœuf tels que des fleurs, des poissons, des oiseaux et bien d'autres. Il s’approvisionne du côté de 67Ha. Par la suite, il va de quartier en quartier, à pieds, pour vendre ses œuvres, dont le prix peut atteindre 32 000 ariary l’unité. Bernardin, quant à lui, est dans la vitrerie. Et le père de Tantely fabrique des sandales à partir de pneus de voiture. Skez, en revanche, hérite de la ferronnerie que son grand-père avait commencée.

 

 

Studio Sifaka · 2022-01-18 Fandaharana KSK_ASA TANANA

Manao asa tanana vita amin’ny tandrok’omby i Joro. Karazan-javatra maro no vitany amin’izany tandrok’omby izany toy ny sarina voninkazo, sarina trondro, sarina vorona sy maro hafa ihany koa. Eny 67Ha, Antananarivo, no hangalany ny akora fototra hanamboarana ireo kisarisary ireo. Tonga mitety faritra maro izy mivarotra ny asa tanany ary mitentina mahatratra ny  32.000 ariary ny vidin’ny iray. I Bernardin dia manao asa tanana vita amin’ny fitaratra ary i dadan’i Tantely kosa dia mpanamboatra kapa amin’ny kodiarana fiara tsy ampiasaina intsony. I Skez indray nandova ny asa fanaovana vy, efa natomboky ny dadabeany.

Pour en savoir plus sur nos activités
M'inscrire à la newsletter