COVID-19 : Tous ensemble face au virus

MagazinesEmploi & initiatives / Ketrika sy Kandra

©APDRA 2018
Les rizipisciculteurs se réjouissent des poissons qu’ils pêchent depuis leur rizière.

La pratique de la rizipisciculture à Madagascar

Telo taona teo izay no nanaovan’i Nadia fiompiana trondro an-tanimbary any amin’ny faritra Alaotra Mangoro any. Ny tilapia no ompiany ary amin’ny fotoam-panetsana izy no mandrotsaka ny zana-trondro sy manisy zezika izay sady sakafon’ireo trondro ihany koa. Afaka telo volana kosa ny trondro no azo Alaina. Nanomboka tamin’ny nanaovany ity fomba iray ity dia namokatra be ny variny ary mahazo tombony  ihany koa izy satria sady mamarotra ny trondro azony avy ao. Efa ela no nisian’ny fiompiana trondro an-tanimbary teto amintsika saingy nanomboka tamin’ny fampidirana ireo fomba manara-penitra kokoa taty aoriana dia voa maika miroborobo izany.  Raha oharina amin’ny fomba fiompiana hafa dia ny fiompiana trondro an-tanimbary no hahazoana tombony be indrindra hoy I Ramarokoto Andriamanohisoa, tompon’andraikitra avy ao amin’ny sampana aquaculture. Hatramin’ny 400 kilao isaky ny hektara eo mantsy ny trondro azo anatin’ny enimbolana monja.

Studio Sifaka · 2022-05-17_Fandaharana KETRIKA SY KANDRA - RIZIPISCICULTURE

Nadia, une paysanne d’Alaotra Mangoro a commencé la rizipisciculture il y a maintenant trois ans. Elle fait entrer ses tilapias durant la période de semaille et en rajoute des engrais qui servent aussi d’alimentation pour les poissons. Trois ou quatre mois après, elle prend les tilapias et en rajoute à nouveau. Nadia a un double avantage dans cette pratique, la qualité de sa rizière s’améliore et son marché de poissons a un bon rendement. Selon Ramarokoto Andriamanohisoa, responsable du service aquaculture, la rizipisciculture était pratiquée chez nous depuis les années 90 et ne cesse de s’épanouir grâce aux techniques modernes. Comparés aux autres systèmes d’élevage de poissons, la rizipisciculture est plus efficace, avec une production de plus de 400 kg de poissons par hectare en 6 mois.

Pour en savoir plus sur nos activités
M'inscrire à la newsletter