COVID-19 : Tous ensemble face au virus

MagazinesEmploi & initiatives / Ketrika sy Kandra

©Rado Andriamanana
Adàoro, un endroit que Rado Andriamanana a complètement transformé pour devenir un lieu de vie.

Etre serveur et le parcours du propriétaire d’Adàoro

Le métier de serveur est un métier comme un autre, dixit Hasina, une serveuse. Il faut savoir être courtois, bien communiquer avec les clients. Surtout, il ne faut jamais oublier que le client est roi et que même s’il est désagréable, il faut toujours garder le sourire ou l’interpeller poliment. C’est un métier qui exige une bonne gestion du temps et du volume de travail. D’un autre côté, Rado Andriamanana, propriétaire du lieu de vie Adàoro nous partage son parcours depuis le moment où il a lancé son projet pendant le confinement jusqu’à ce jour. 

Studio Sifaka · 2022-11-17 Fandaharana KSK_ADAORO & SERVEUR

Asa toy ny asa rehetra ny mandroso sakafo hoy i Hasina, izay mpandroso sakafo. Mila mahay mahalala fomba ianao, mahay mifanerasera amin’ireo mpanjifa ao amin’ilay trano fisakafoana. Tsy azo adinoina indrindra fa ny mpanjifa no tompoina na dia manao fihetsika tsy manaja ary indraindray. Mila mitsiky foana ianao ary tenenina am-panajana izy raha ilaina izany. Torohevitra vitsivitsy ireo omen’i Hasina ho an’ireo tanora te hanao izany asa mpandroso sakafo izany, ireo. Etsy ankilan’izay, mitantara ny lalana nodiaviny i Andriamanana Rado, tompon’ny toerana fakan’aina Adàoro. Mizara amintsika ny fikirizana tao anatin’izany sy ny risimpo nananany izy, indrindra moa fa tao anaty fihibohana.

Pour en savoir plus sur nos activités
M'inscrire à la newsletter