Des hobbies et des passions peuvent très bien être transformés en startups. Sophie Rajevo et Fandresena Razakamahefa peuvent en témoigner. Leurs cursus universitaires n’ont rien à voir avec les entreprises qu’elles ont fondé à savoir Mochi Passion et Classy by Fafah. Si Sophie Rajevo commercialise des petits gâteaux japonais appelés « mochi » qu’elle produit localement, Fandresena Razakamahefa vend des produits en crochet qu’elle confectionne elle-même.
Ny fialamboly sy ireo zavatra mahaliana antsika manokana dia azo avadika ho orinasa soa aman-tsara. Afaka mijoro vavolombelona ny amin’izany Sophie Rajevo sy Fandresena Razakamahefa. Tsy misy idirany amin’ny lalam-piofanana narahany mantsy ny orisana natsangan’izy ireo dia ny Mochi Passion sy ny Classy by Fafah. Raha mivarotra mofomamy mampiavaka an’i Japana antsoina hoe « mochi » izay vokariny eto an-toerana ihany Sophie Rajevo, Fandresena Razakamahefa kosa dia mivarotra vokatra vita amin’ny « crochet » izay izy ihany no manamboatra azy.