COVID-19 : Tous ensemble face au virus

MagazinesEmploi & initiatives / Ketrika sy Kandra

©Jauriette Ravavisoa
Les prosuits des calices d’hibiscus.

Ketrika sy kandra : Transformation des calices d’hibiscus en produits consommables à Diego.

Légumes et fruits peuvent être transformés et consommés d’une autre manière. Mais ce que fait Jauriette Ravavisoa, une jeune entrepreneure de Diego Suarez, sort de l’ordinaire. Elle a eu l’idée de transformer les calices d’hibiscus en confiture, en liqueur, en poudre pour infusion ou autres et en jus. Pour ce faire, elle a mis en place une unité de production et a donné le nom de Tsidoloky à son entreprise.

Orinasa Tsilodoky : Manodina ny voninkazona hibiscus ho vokatra azo hanina

 Maro ny voankazo na legioma azo ahodina ho lasa zavatra hafa azo hanina indray. Fa miavaka amin’izany ity vokatra aroson’i Jauriette Ravavisoa ity izay tanora iray eto Diego Suarez. Ny azy mantsy, ilay voninkazon’ny hibiscus no nalainy dia nahodiny ho lasa vokatra hafa azo jifaina. Endriny maro no anhehoany izany toy ny confiture, ny ranom-boankazo, ny liqueur, ny vovony azo atao anaty rano mafana ary sotroina toy ny dité avy eo. Nanangana ny orinasany mihitsy izy hisehatra anatin’izany ary nampitondrainy ny anarana hoe Tsilodoky izy io.

Studio Sifaka · 2020 - 05 - 23 Fandaharana - Ketrika - Sy - Kandra TSILODOKY
Pour en savoir plus sur nos activités
M'inscrire à la newsletter