Être étudiant tout en travaillant comme agent commercial freelancer, c’est le choix de Njiva Andria au sein d’Accès Banque Madagascar. Un métier basé sur la communication, la persuasion et la liberté d’organisation, qui peut aussi ouvrir des opportunités professionnelles.
Focus sur les prêts d’argent : comment reconnaître une offre légale, quels sont les risques des prêts illégaux et à quoi sert réellement une garantie ? Des explications apportées par Fabi Razafitombo du projet Ariela, spécialisé dans la formation en éducation financière.
Sady afaka mianatra no miasa, izay no safidin’i Njiva Andria, ka nanaovany ny asa maha agent commercial freelancer ao amin’ny Accès Banque Madagascar. Asa iray mifototra amin’ny serasera, ny fahaizana mandresy lahatra ary ny fahaizana mandamina fotoana izy io. Varavarana misokatra hoan’ny asa raikitra ihany koa nefa.
Ny findramam-bola : ahoana no hamantarana ny tolotra fampindramam-bolaara-dalà na sy tsy ara-dalà na? Inona no ilana ny antoka ? Fanazavana entin’i Fabi Razafitombo avy amin’ny tetikasa Ariela, izay misehatra amin’ny fanabeazana ara-bola.








