COVID-19 : Tous ensemble face au virus

MagazinesEnvironnement / hiakan’ny tontolo

©Smiley.toerist
Les mangroves sont des marais maritimes.

La protection des mangroves et l’agro-écologie

Fanadihadiana:

  • Andro iraisam-pirenena ho an’ny fiarovana ny ala honko ny 26 jolay. Mankalaza izany ihany koa isika eto Madagasikara, izay manana ala honko iharan’ny tsindry maro samihafa. Tandidomin-doza izy vokatry ny fitrandrahana ny hazo sy ny zava-manan’aina ao aminy. Misy tanana iray izay anefa any amin’ny 12 kilometatra miala an’i Toliara, nifarimbona ny mponina any hiaro ny ala honko na any amin’ny fomba fiaina izany na amin’ny asa aman-draharaha izay atao.

Tafatafa : Ny atao hoe agro-écologie dia fomba fambolena, misy karazany maro, izay manaja ny tontolo iainana hoy I Rakotoarisoa Mirindra, mpianatra ao amin’ ny sampam-pampianarana agronomia eny amin’ny oniversiten’Antananarivo.  Mety efa betsaka mpanao ihany ity agro-écologie ity fa saingy hoe tsy fantany hoe izay no fiantso azy.. Afaka manao azy io daholo rahateo na mpamboly na olon-tsotra.


Studio Sifaka · 2021-08-04 HIAKAN'NY TONTOLO - AGROECOLOGIE

Reportage :

  • La journée mondiale pour la conservation de l’écosystème des mangroves a été célébrée le 26 juillet. Madagascar n’a pas manqué cette célébration étant donné que les mangroves font face à différents dangers dans la Grande-île. L’exploitation de ces arbres et des animaux qui y vivent est la principale cause de détresse de cet écosystème. Il existe un village à 12 kilomètres de Toliara où la population locale se démène pour protéger les mangroves.  

Interview : Mirindra Rakotoarisoa, étudiant en agronomie à l’université d’Antananarivo nous explique ce qu’est l’agro-écologie, en terme simples, c’est une façon de cultiver, avec différentes méthodes, tout en protégeant l’environnement. Beaucoup d’entre nous le pratique déjà, peut-être, sans connaître son appellation.

Pour en savoir plus sur nos activités
M'inscrire à la newsletter