COVID-19 : Tous ensemble face au virus

MagazinesEnvironnement / hiakan’ny tontolo

©Studio Sifaka
La permaculture est un des grands piliers du mode de vie écologique, selon Mamy Razanakolona.

Recyclage et mode de vie écolo

REPORTAGE

Adopter un mode de vie écologique est essentiel pour la protection de l’environnement. Une meilleure gestion des déchets ainsi que leur recyclage fait partie des bons gestes à adopter pour y arriver. L’association Fakotôry fait partie des structures qui recyclent les déchets afin de créer d’autres produits. Depuis 2016, l’association recycle les « Jeans » usés pour en faire des sacs à dos à distribuer dans les écoles.

INTERVIEW

De son côté, Ralalason Jarus, économiste, nous fait découvrir le concept de « Chimie Verte » dont le principe est de recycler les déchets considérés comme chimiques. Ce processus permet de réduire les impacts des déchets sur l’environnement, ces derniers étant perpétuellement recyclés pour en faire des produits dérivés.

DIY

Egalement en rapport avec le mode de vie écologique, la permaculture permettant de recycler des déchets que de produire de façon biologique. Par ailleurs, cette technique agricole « durable » est à la portée de tous, même pour une application au cœur de son propre jardin. Selon Mamy Razanakolona, technicien et formateur auprès des agriculteurs qui veulent s’y mettre, la permaculture permet aussi de protéger voire de restaurer l’environnement, mais aussi d’avoir des produits agricoles « sans apports chimiques ».


Studio Sifaka · 2021-09-15 Fandaharana HIAKAN'NY TONTOLO - PERMACULTURE

FANADIHADIANA

Isan’ireo fomba hahafahana miaro ny tontolo iainana ny fananana fomba fiaina ekolojika, na fomba fiaina mifanaraka sy mifandrindra amin’ny tontolo iainana. Ao anatin’izany ny fahaizana mampihena ny fako na ny fahaizana manodina izany ho zavatra hafa. Izany indrindra no ataon’ny eo anivon’ny Fikambanana Fakotôry, izay manodina ireo lamba « Jeans » efa tonta ho atao kitapo ka zaraina eny anivon’ireo sekoly izay mila izany.

TAFATAFA

Isan’ireo fako tokony ho aodina ihany koa, satria hahafahana mahazo vokatra faharoa na « produit dérivé » ireo fako simika. Ny « chimie verte » na « chimie durable » no hahafahana manao izany. Tombony amin’ity fomba iray ity, araka ny fanazavan’i Ralalason Jarus, mpahay toekarena, dia ny fahafahana mampidi-bola amin’ny alalan’ny zavatra efa tokony ho very. Tombony ihany koa ny tsy fahafahan’ireo fako simika mandoto ny tontolo iainana.

DIY

Mifandray amin’ny fanodinana ny fako ihany koa fa mampiaraka izany amin’ny fahaizana miara-miaina sy mitrandraka ny zava-tsoa rehetra omen’ny natiora ny teknikam-pambolena maharitra na ny Permaculture. Azon’ny tsirairay atao tsara ny mampihatra ity teknikam-pambolena ity, eny fa na dia ao an-jaridaina ihany aza. Ankoatra ny fahazoana vokatra natoraly sy tsy misy akora simika dia fomba iray hahafahana manamaintso indray ny tontolo manodidina ny Permaculture raha ny Fanazavan’i Razanakolona Mamy, teknisiana sady mampiofana ireo tantsaha maniry hiditra amin’ity teknikam-pambolena ity.

Pour en savoir plus sur nos activités
M'inscrire à la newsletter