COVID-19 : Tous ensemble face au virus

MagazinesEnvironnement / hiakan’ny tontolo

©Karen Coppock
Un sifaka ou propithèque à diadème dans le parc d’Andasibe.

Focus sur Andasibe

Reportage :

  • Le Green School installé prochainement à Andasibe par l’association Green School Madagascar aidera les enfants à prendre soin de la nature et de l’environnement où ils vivent. Il aidera également les parents VOI à se perfectionner en matière de technique agricole.
  • Les sifakas ou propithèques sont des lémuriens endémiques de Madagascar qu’on peut rencontrer dans le parc d’Andasibe.

Interview :

  • Solofomialitina Katuscia de Fakotory nous explique le principe de gestion des déchets à Andasibe.

Actualités :

  • Préparation de Madagascar pour la Cop26, en date du 12 octobre.
  • 15è Convention des Nations-Unies sur la diversité biologique (CBD COP15) du 11 au 15 octobre 2021.

Studio Sifaka · 2021-10-20 Fandaharana HIAKAN'NY TONTOLO - ANDASIBE

Fanadihadiana :

  • Ny sekoly maitso izay hapetraky ny fikambanana Green School Madagasikara any Andasibe dia hampianatra ireo ankizy any hitia sy hiaro ny natiora sy ny tontolo iainana misy azy ireo. Hanampy ireo ray aman-dreny izay ao amin’ny vondr’olona ifotony hanamafy ny traikefa hananany mikasika ny fambolena sy fiompiana any an-toerana.
  • Ny sifaka dia anisan’ireo biby hita ao amin’ny valan-javaboary ao Andasibe. Tsy hita hafa tsy eto Madagasikara ity gidro ity.

Interview

  • Hiresaka amintsika momba ny fikirakirana ny fako any Andasibe i Solofomialitina Katuscia avy ao amin’ny Fakotory.

Vaovao

  • Nanomana ny fihatrehana ny fivoriambe faha 26 ireo firenena nankatoa fifanarahana lasitry ny firenena mikambana momba ny fiovan’ny toetr’andro i Madagasikara ny 12 oktobra teo.

 

Pour en savoir plus sur nos activités
M'inscrire à la newsletter