COVID-19 : Tous ensemble face au virus

MagazinesEnvironnement / hiakan’ny tontolo

©Studio Sifaka
La pépinière d’Ambatolahy propose une multitude d’espèces de plants.

Le reboisement repose avant tout sur des objectifs

Reportage :

En reboisement, il est nécessaire d’avoir des jeunes plants à mettre en terre. A Antsirabe, la pépinière d’Ambatolahy propose tant de jeunes plants d’arbres que de plantes, mais également un espace de détente pour les visiteurs. L’équipe de la pépinière d’Ambatolahy propose également aux visiteurs des conseils, des astuces ou même de l’aide se rapportant aux aménagements  d’espaces verts. Leur objectif : inciter les gens à aimer la nature et à reverdir l’environnement.

Interview :

Randrianasolo Mahefarilala Antso Tania, agroforestier et animateur environnemental, nous explique quant à elle les points importants à connaître sur le reboisement, à savoir : le choix des espèces, le choix de l’implantation ou encore l’importance du suivi.

DIY :

Savez-vous à quoi servent réellement les serres de jardin ? On en parle dans notre DIY et on vous propose même une petite astuce pour en créer un facilement, dans votre espace extérieur.

 


Studio Sifaka · 2021-11-17_Fandaharana HIAKAN'NY TONTOLO - REBOISEMENT ET AGROFORESTERIE

Fanadihadiana :

Ny zanakazo no tonga an-tsaina voalohany rehefa hiresaka fambolenkazo. Isan’ireo toerana mamokatra zanakazo sy zana-bonikazo maro karazana ny Pépinière d’Ambatolahy ao Antsirabe. Misy toerana fitsangatsanganana sy fialana sasatra ihany koa ny ao an-toerana. Isan’ireo ataon’ny ekipan’ny pépinière d’Ambatolahy ny manampy ireo mpitsidika sy manoro hevitra amin’ny fomba fambolenkazo na ny fikarakarana izany. Tanjon’izy ireo ny hanentana ny olona amin’ny fanamaitsoana indray ny tontolo iainana.

Tafatafa :

Etsy ankilan’izay dia manazava amintsika mikasika ny tsara ho fantatra rehetra momba ny fambolen-kazo i Randrianasolo Mahefarilala Antso Tania, Agroforestier no sady mpanentana ara-tontolo iainana. Toy ny ahoana ny fisafidianana ireo karazan-kazo ho ambolena, ny toerana, ary inona no maha zava-dehibe ny fanaraha-maso sy fikarakarana.

DIY :

Fantatrao ve hoe inona no tena asan’ireny trano fiaro-tsimoka ireny ? Ho resahintsika izany ao anatin’ny DIY, ary misy ihany koa ny torohevitra hanampiana anao hanangana trano fiaro-tsimoka ao an-tokontaninao

Pour en savoir plus sur nos activités
M'inscrire à la newsletter