COVID-19 : Tous ensemble face au virus

MagazinesEnvironnement / hiakan’ny tontolo

©Studio Sifaka
Le Pr Jonah Ratsimbazafy a découvert le lémurien Microcebus Jonahi en 2020.

Rapatriement d’animaux en milieu naturel

Reportage : Une équipe de spécialistes en zoologie américains et malgaches a révélé qu’environ 28 000 animaux sauvages, en tout genre, sont en captivité à Madagascar, entre 2004 et 2010.  Face à la destruction de leurs habitats naturels, les animaux sauvages viennent à se rendre dans les zones agricoles pour se nourrir. Situation qui les expose au braconnage et au danger d’extinction. Selon Razafindrabe Rinah, responsable auprès du ministère de l’environnement et des aires protégées, un certain processus doit être observé pour rapatrier ces animaux dans leur milieu naturel. Le premier réflexe est de consulter la direction du ministère de l’environnement de la localité indiquée (DREDD). Cette dernière a pour rôle de s’assurer que ces animaux ne soient pas porteurs de maladie, suivi d’une réadaptation sociale dans un parc avant de rejoindre l’habitat naturel. Une fois le rapatriement fait, il faut s’assurer qu’ils soient acceptés par leurs paires, restés à l’état sauvage.

Une peine de 6 mois à 2 ans de prison ferme et une amende allant jusqu’à 20 millions d’Ariary peut s’appliquer pour la détention d’animaux sauvages.

 

Interview : Le Pr Jonah Ratsimbazafy, président de l’International Primatological Society et du GERP, définit la primatologie comme la science qui étudie les  primates humains et non-humains sous plusieurs aspects : génétique, comportemental, social, écologique, anthropologique et culturel.

L’Homme, dit-il, peut transmettre des maladies aux primates non-humains à 15% de risque, et vis-versa, notamment la tuberculose, le SIDA, l’Ébola ou encore la fièvre jaune. Il est donc primordial de les protéger pendant une épidémie.

La primatologie, c’est aussi protéger l’habitat naturel de ses sujets. Justement, le GERP axe ses activités dans ce sens. Andasibe, Farafangana, Morondava ou encore Ambatovy sont ses principales zones d’intervention, en coopération avec la société civile.

 

DIY : Ne jetez plus les coquilles d’œufs ! Elles peuvent encore servir d’engrais naturel. À faire : accumulez les coquilles d’œufs. Les faire sécher au soleil. Les broyer ou les mixer à sec. Mettre la poudre en bocal et stocker dans un endroit sec, avant de l’éparpiller dans le terreau, en pot ou directement dans le jardin. Cet engrais offre à la terre assez de calcium, de magnesium et de phosphore. Aussi, il neutralise l’acide contenu dans la terre et est comestible.

 

Studio Sifaka · 2022-02-16 Fandaharana HIAKAN'NY TONTOLO - RAPATRIEMENT ANIMAUX

Fanadihadiana : Bibidia manodidina ny 28.000 no mbola eny am-pelatanan’ny olona ankehitriny, hoy ireo mpikaroka momba ny biby. Simba ny ala fonenany ka lasa mihinana volin’olona izy ireo, mety ho hazain’ny olombelona izy noho izany ka atahorana ho lany tamingana. Hoy i Razafindrabe Rinah, tompon’andraikitra eo anivon’ny ministeran’ny tontolo iainana, raha misy olona miompy bibidia dia entanina izy ireo hamerina izany. Misy ny dingana arahina amin’izany. Voalohany, manatona ny masoivohon’ny ministeran’ny tontolo iainana (DREDD) any an-toerana izy ireo. Faharoa, tsy maintsy tiliana ilay biby itsirihana ny fahasalamany. Fahatelo, tazomina am-bala izy mandritra ny fotoana voafetra mba hizàrany ireo toetra voajanahary, mialohan’ny amerenana azy any an’ala. Rehefa izay, arahi-maso izy hijerena ny fifandraisany amin’ireo biby efa ao an’ala.

 

Sazy an-tranomaizina enim-bolana hatramin’ny 2 taona sy onitra hatramin’ny 100 tapitrisa Ariary no mety ahazo ireo tratra mitazona biby tsy nahazo alàlana.

 

Tafatafa : Manazàva ny ifandraisan’ny olombelona sy ny gidro ny Profesora Ratsimbazafy Jonah, filohan’ny International Primatological Society sy ny GERP. Ny primatolojia no siansa mikaroka ny momba azy ireo, hoy izy, izay misy rantsana maro : ny fikarohana momba ny fototarazony (fananahana), ny toetrany, ny fonenany, ary ireo kolontsaina manodidina azy. Mifamindra aretina toy tioberkilaozy, ny SIDA, ny Ébola na ny tazovony koa ny olombelona sy ny gidro ka tokony ho arovana izy ireo, indrindra amin’ny fotoan’ny valan’aretina.

Ankoatra ny fikarohana momba ny gidro, mikatsaka ny fiarovana azy amin’ny fanitàrana ny fonenany ihany koa ny primatolojia. Nametraka tetikasa momba izany ao Andasibe, Farafangana, Morondava,  Ambatovy sy amin’ny faritra hafa ny GERP izay iarahany misalahy amin’ireo mponina eny ifotony.

 

DIY : Ny famadihana akoran’atody ho lasa zezika mahomby. Ny atao : Angonina ireo akora avy nampiasaina ka amainina tsara amin’ny masoandro. Rehefa izay, totoina ho lasa lasa vovony ary tehirizina amin’ny toerana maina, alohan’ny hamafazana azy eo an-jaridaina. Mitondra kalsioma, fosforo sy manezioma ho an’ny tany ny akoran’atody ary manena ny asidra ao aminy. Azo atao amin’ny sakafo ihany koa izany.

Pour en savoir plus sur nos activités
M'inscrire à la newsletter