COVID-19 : Tous ensemble face au virus

MagazinesEnvironnement / hiakan’ny tontolo

©Studio Sifaka
Réchaud à ordures

On peut faire de l’argent avec les déchets.

REPORTAGE :

En voyant les ordures qui s’entassent partout à Antananarivo, Nelly a créé un réchaud qui fonctionne avec des ordures sèches. Il fonctionne comme les réchauds à charbon mais la différence c’est qu’il possède une cheminée qui fait évacuer les fumées vers l’extérieur. Lanto a testé ce réchaud et elle a vu ses dépenses en énergie diminuer d’environ 37 000 ariary, le coût du charbon qui laisse place à des ordures sèches ou à des morceaux de bois.

DIY : Nettoyant et insecticide naturel à base de citron et vinaigre blanc.

Studio Sifaka · 2022-05-04 Fandaharana HIAKAN'NY TONTOLO

FANADIHADIANA : Noho  ny fahitana ny vidim-pianana miakatra sy ny fisian’ireo fako mitoby etsy sy eroa  dia namorona fatana mandeha amin’ireny fako ireny i Nelly. ,izany hoe ireny fako maina ireny no avadika angovo handrahoana sakafo. Fatana toy ny fatapera fampiasa ao an-trano ihany saingy misy fantsona na cheminée mamoaka ilay setroka ety ivelany.Tsy misy tsikalany ity fatana ity izay anisany miaro ny tontolo iainana ihany koa. Ho an’ny mampiasa azy toa an’i Lanto, dia nampihena ny fandaniany hatramin’ny 37 000 ariary isambolana ity fatana ity, satria fako sy vovo-kazo no misolo ny arina fandrehitra mahazatra.

DIY : Fanamboarana ranompanafody natoraly hamonoana bibikely sy hanadiovana ny toerampivoahana sy fitaovana ao andakozia.

Pour en savoir plus sur nos activités
M'inscrire à la newsletter