COVID-19 : Tous ensemble face au virus

MagazinesEnvironnement / hiakan’ny tontolo

©Frank Vassen
La M. aurantiaca est une espèce de grenouille vivant exclusivement sur le territoire de Moramanga.

Quand la conservation et l'éducation vont de paire.

Reportage

« ABD Malagasy, hanehoana ny alan’Agnalavelo sy ireo bara monina manodidina»,  qui se traduit littéralement par « L’ABC Malgache de la forêt sacrée d’Analavelo et les Bara vivant aux alentours » est un livre d’éducation produit par Missouri Botanical Garden – MBG.  Dédié aux habitants autour de la forêt, le livre apprend à ces derniers à lire et à écrire. Narindra Ramahefamanana, assistante à l’unité de conservation auprès du Missouri Botanical Garden – Madagascar nous en dit plus.

Interview 

Le journaliste scientifique, Rivonala Razafison a été récompensé lors de l’évènement Medias Awards 2022 pour son article intitulé « Le repeuplement de Mantella aurantiaca à Madagascar est un cas d’école à dupliquer ».  Il démontre dans son article, les différentes menaces qui pèsent sur cette espèce et les solutions mises en place pour la préserver.


DIY

Les bouchons en liège des bouteilles de vin sont issus d’un arbre appelé « Quercus suber ». Ces bouchons sont très écologiques et réutilisables. Ils peuvent être transformés en tapis, en sous-plat ou en porte-clés.

Actu 

  • Le ministère néerlandais a débloqué 160 millions d'euros destinés aux entreprises pour financer des projets environnementaux et sociaux. La session d’information a eu lieu ce vendredi 6 mai à Morondava en présence des sociétés Å“uvrant dans les régions Menabe et Melaky.
  • La CEDEAO a mis en place une stratégie régionale afin de réduire l’impact du réchauffement climatique sur les États de l'Afrique de l'Ouest

 

Studio Sifaka · 2022-05-18 Fandaharana HIAKAN'NY TONTOLO - LIVRE ET IMPACT CHANGEMENT CLIMATIQUE SUR LES REPTILES

Reportage

 « ABD Malagasy, hanehoana ny alan’Agnalavelo sy ireo bara monina manodidina» : boky iray novokarin’ny fikambanana Missouri Botanical Garden - MBG izay maneho ireo rohivoahary ao amin’ny alan’Analavelo sy ireo kolontsaina mampiavaka ny bara. Manampy ireo mponina ao an-toerana hahay hanoratra sy hamaky teny  ary hahafantatra misimisy kokoa momba ny rohivoahary ao an-toerana io boky io. Narindra Ramahefamanana, tompon’andraikitra ao amin’ny MBG no hanazava misimisy kokoa momba izay.

Interview 

Isan’ireo nahazo mari-pankasitrahana tamin’ny Media Awards farany nokarakarain’ny ministeran’ny kolontsaina sy ny serasera teo i Rivonala Razafison. Tamin’ny sokajy « tontolo ianana », lahatsoratra an-gazety no nahazoany mari-pankasitrahana. Mikasika ny tsindry mahazo ny sahona mena na ny Mantella aurantiaca any Moramanga sy ny vahaolana hiarovana izany ny lahatsoratra nosoratany. 

DIY

Azo avy amin’ny hodin’ilay hazo hantsoina hoe « Quercus Suber » ireny tsentsin-tavoahangina divay ireny. Mbola azo ampiasaina amina zavatra maro ireny tsentsina ireny rehefa lany ny divay. Azo havadika tapis, « sous-plat » na lafika hoan’ny fitaovana fisakafoanana ary « porte-clefs ».

Actu

  • Hanolotra teti-bola 160 tapitrisa Euro hoan’ireo orinasa afaka hampiasa izany hamatsiana tetik’asa sosialy sy ara-tontolo iainana ny ministera neerlandais. Natao ny 6 mai teo ny fampahafantarana ireo fepetra takiana hahafahan’ireo orinasa mahazo izany vola izany tao Morondava.
  • Nametraka paik’ady iraisam-paritra hanalefahana ny fiantraikan’ny fiakaran’ny mari-panan’ny tany hoan’ireo firenena rehetra ao Afrika Andrefana ny mpikambana ao amin’ny CEDEAO na Communauté Economique des Etats de l'Afrique de l'Ouest.

Pour en savoir plus sur nos activités
M'inscrire à la newsletter