COVID-19 : Tous ensemble face au virus

MagazinesEnvironnement / hiakan’ny tontolo

©Studio Sifaka
Le Temps de vérifier si les familles bénéficiaires utilisent conformément les latrines écologiques.

Les latrines écologiques, une solution environnementale en milieu urbain

Reportage:

 90% des malgaches ne possèdent pas de toilettes conformes à la norme internationale. La majorité ont difficilement accès à des infrastructures publiques, pour des raisons économiques ou des questions pratiques. La mise en place d’une toilette écologique est l’une des solutions proposées face à ce problématique. Son utilisation permet la transformation des excréments en produits renouvelables. Quelques fokontany issues des quartiers vulnérables de la capitale en bénéficient déjà. Facile à utiliser, la latrine écologique doit tout de même être bien entretenue.

SAHANALA ANGELO :

Sahanala est un organisme environnemental œuvrant dans plusieurs secteurs agricoles. Il s’étend dans 10 régions de Madagascar et a comme objectif la sensibilisation des paysans à pratiquer une agriculture responsable, respectant l’environnement. Le reportage d’Angelo est centralisé sur la mise en œuvre de cette « agriculture responsable » dans le Vohémar.

DIY:

Une petite astuce pouvant remplacer les gels et savons ménagers. On n’a besoin que de l’eau, du vinaigre blanc et de l’huile essentielle parfumée. Le mélange peut servir de gel nettoyant et est surtout efficace pour laver les carreaux.

Studio Sifaka · 2022-07-27_Fandaharana HIAKAN'NY TONTOLO - LATRINE ECOLOGIQUE - SAHANALA - AGRICULTURE RESPONSABLE

Reportage :

90 isan-jato amin’ny malagasy no mbola tsy manana toeram-pivoahana manaraka ny fenitra iraisam-pirenena. Vokany, maloto ny tanàna, miharatsy ny rivotra ary simba ny tontolo iainana. Isan’ny vahaolana iray ny fametrahana toeram-pivoahana miaro ny tontolo iainana na ny “latrine écologique”. Tsy mamoaka fofona izy io ary alaina havadika ho akora azo avaozina ireo maloto avy ao aminy.  Fokontany maromaro avy amin’ny faritra tena sahirana sy tsy manana toeram-pivoahana eto andrenivohitra no efa nametrahana azy hatreto. Mora ampiasaina saingy mitaky fahaiza-mikajy ny “latrine écologique”.

SAHANALA ANGELO :

Orinasa iray mandraharaha amin’ny seha-pihariana maro ho an’ny tantsaha ny “Sahanala”. Misy amin’ny faritra 10 eto Madagasikara izy io ka anisany atrik’asa ataony ny fampianarana ireo tantsaha hanatanteraka ny asa fiharian’izy ireo anaty  fikajiana ny tontolo iainana. Momba izay indrindra dia nanao fanadihadiana momba ny fampiharana ny “agriculture responsable” na fambolena miaro ny tontolo iainana  tany Vohémar i Angelo.

DIY :

Ity misy fika iray fanamboarana rano azo asolo ranon-tsavony. Rano sy vinaigitra fotsy ary hanitra monja no ilaina amin’izany. Hanadiovana lakozia na trano vita amin’ny tailan-gorodona (carreau) no tena tsara ampiasana azy.

Pour en savoir plus sur nos activités
M'inscrire à la newsletter