La commune de Manakara a du mal à gérer proprement ses déchets. Avec plus de 4 tonnes d’ordures par jour, seulement une dizaine de bacs à ordure et un camion sont utilisés pour les stocker dans des endroits déjà débordés. Pourtant, aucune société de recyclage n’est en vue. Rien que des initiatives personnelles comme celle de Natana, un jeune chercheur dont le projet est de collecter les déchets plastiques de sa ville pour les transformer en carburant. Il veut bien arriver loin, mais pas sans le soutien de l’Etat.
Ratsy tantana ny fako ao amin’ny kaominin’i Manakara. Fako 4 taonina mahery eo isan’andro no sahanina amin’ny fiara lehibe iray monja sy dabam-pako am-polony vitsy. Efa himpoka tanteraka ihany koa ny toerana fanatobiana izany, simba ny tontolo iainana. Tsy misy orinasa mpamadika sy mpikirakira fako anefa ao an-toerana na iray aza. Finiavan’olo-tsotra no misy, toa an’i Natana, tanora mpikaroka manangona ireny fako plastika ireny sy mamadika azy ho lasa solika. Tsy afaka hampiroborobo izany izy raha tsy misy fanohanana.