La biodiversité est l’ensemble des espèces vivantes dans un même lieu naturel.           Chaque élément de la nature a son importance pour mettre un équilibre écologique. Les animaux se mangent. Une espèce peut disparaitre petit à petit s’il n’y a pas assez de proie. Et inversement si son chasseur n’est plus nombreux, une espèce peut se multiplier rapidement et perturber l’écosystème.
Les insectes peuvent être pollinisateurs, décomposeurs des matières et déchets organiques ou encore ingénieurs fertilisants du sol.   Â
Astuces : comment prendre soin de ces plantes intérieurs pendant l’hiver.
Samy manana ny anjara asany ny karaza-manan’aina ao anaty natiora mba handrindra ny tontolo iainana. Mifampihinana izy ireo ka raha tsy eo ny sakafo ho ana biby iray mpivelona aminy dia mety ho ringana izy, raha tsy eo kosa ny mpihinana azy dia mety hitombo isa be loatra ka mamotika ny tontolo.
Ny bibikely dia manana andraikitra maro : ao ireo mpamindra voa, mpanamasaka ny tany ary ny mpamotika ny fako organika ho lasa tsiro ho an’ny tany.
Toro-hevitra hikarakarana ny zava-maniry ao an-trano mandritra ny ririnina.