Reportage
Le premier insectarium, baptisé « Za Bibikely », vient d’être mis en place à Imerinkasinina. Il comporte une volière à papillons, un jardin de pollinisateurs, des locaux d’élevage pour promouvoir la biodiversité entomologique malgache. Ainsi un laboratoire de recherche y est disponible.
Interview
Les hiboux sont classés dans la catégorie des rapaces nocturnes. Madagascar possède six différentes sortes d’hiboux. Ils tiennent une place très importante dans l’équilibre écosystème par le fait de chasser les micromammifères comme les rats. C’est pour ça qu’ils s’abritent souvent dans les greniers, là où les rats abondent selon Ramamonjisoa Julio, responsable de recherche auprès de Peregrine Fund.Â
Astuces
Petites astuces pour le recyclage des capsules
Reportage
Napetraka ao Imerikasinina ny Insectarium na toerana fiompiana bibikely antsoina hoe « Za Bibikely ». Ahitana toerana fiompiana sy fanaharaha-maso lolo, mba ahafahana mampitombo sy mitahiry ireo bibikely eto Madagasikara.
Interview
Sokajiana ho ao anatin’ireo karazam-borona mpivoaka alina ny voron-dolo. Manana karazana enina i Madagasikara. Mitana anajara toerana lehibe eo amin’ny fiaianan’ny rohy voahary ny voron-dolo noho izy mihaza ireo biby toy ny voalavo. Izany no mahatonga azy mialokaloka amina toerana andalovan’ny voalavo toy ny fitoeran’entana na tilikambo ireny hoy ny mpanao fikarohana ao amin’ny Peregrine Fund, Ramamaojisoa Julio.
Astuces
Fikafika kely atao hampiasaina indray ny kapsily