COVID-19 : Tous ensemble face au virus

MagazinesProverbes / Kozio ahy

©Pixabay
" Kitra" signifie aussi malformation ( comme sur cette fleur).

Kozio ahy : "Kitra"

Le mot « kitra » fait souvent référence au football. Mais à part cela, « kitra » est également employé pour désigner l’action de créer le désordre. Les personnes ayant des handicaps sont dits « misy kitra », elles vivent avec des « kitra ». Il y a aussi l’expression « mibaby kitra » qui désigne une personne endettée ou une femme engrossée et abandonnée. Il n’y a pas de traduction littérale de « kitra » en français.

Matetika rehefa miresaka an’ilay lalao baolina dakana amin’ny tongotra tsy azo raisin-tanana no mampiasa ny teny hoe « kitra » na « baolina kitra ». Misy heviny hafa ihany koa anefa io kitra io toy ny hoe rehefa mandrava zavatra efa milamina, izany hoe « mikitra » no fiteny azy. Ankoatra izay, ireo olona misy kilema dia antsoina hoe « misy kitra ». Fomba fiteny ihany koa ny hoe « mibaby kitra » rehefa manana trosa any aman’olona ianao. « Mibaby kitra » ihany koa no ilazana ireo vehivavy mitondra vohoka anefa nilaozan’ny rain-janany.

Studio Sifaka · 2020 - 06 - 23 Fandaharana Kozio Ahy -KITRA-
Pour en savoir plus sur nos activités
M'inscrire à la newsletter