COVID-19 : Tous ensemble face au virus

MagazinesProverbes / Kozio ahy

©pictures.net
En hiver, les feuilles sèchent et tombent.

Kozio ahy : "Lalan-dririnina"

Ce groupe de mots s’emploie souvent avec le proverbe « zatra lalan-dririnina ka fahavaratra avy no manao hitsin-dalana » pour faire référence aux mauvaises habitudes de l’hiver qui sont devenues une deuxième nature même en période d’été. Pendant la saison hivernale, toutes les plantes sont desséchées en raison d’un froid intense à Madagascar et la plupart des terrains à cultiver restent vide. Les gens font du « lalan-dririnina » quand ils se créent un nouveau chemin au milieu de ce champ pour arriver rapidement à destination.



Notsoahina avy amin’ ny ohabolana malagasy ny hoe « lalan-dririnina ». Hoy isika «zatra lalan-dririnina ka fahavaratra avy no manao hitsin-dalana», entina ilazana ireo fahazaran-dratsy natao nandritry ny ririnina kanefa atao ihany na dia efa vanim-potoanan’ ny fahavaratra ary. Mihintsana noho ny hatsiaka mamirifiry ny ravin-kazo rehefa ririnina, maina ny zava-maniry ary dia ngazana ny ankamaroan’ ny tanimboly. Vokatr’ izay, mamorona lalan-kely manivaka amin’ ireny tanimboly ireny ny olona mba hahatongavana haingana amin’izay aleha. Na dia fahazarana rehefa ririnina ihany aza izany, misy ireo olona izay mbola mampiasa io lalana io rehefa fahavaratra.

Studio Sifaka · 2020 - 06 - 30 Fandaharana KOZIO AHY LALAN - DRIRININA
Pour en savoir plus sur nos activités
M'inscrire à la newsletter