COVID-19 : Tous ensemble face au virus

MagazinesProverbes / Kozio ahy

©AFP
Madagascar est classé 5e pays le plus pauvre du monde.

Kozio ahy : « Rovi-damba ririnina, mosarem-pahavaratra »

La locution « rovi-damba ririnina, mosarem-pahavaratra» se traduit littéralement par des vêtements déchirés en hiver et la famine durant l’été. Cette expression s’utilise souvent pour parler d’une profonde pauvreté qu’il s’agisse de problèmes financiers ou de manque de moyens… Comme nous le savons, en hiver, les personnes vulnérables doivent se préparer à affronter le froid en termes de vivres. De même, pour l’été afin d’éviter une crise alimentaire. 



Ny hoe «rovi-damba ririnina, mosarem-pahavaratra» dia fomba fiteny, entina hilazana fahantrana sy fahasahiranana lalina : mety ho olana ara-bola izany na koa tsy fahampiana fitaovana... Iaraha-mahalala fa mangatsiaka foana ny andro rehefa ririninina, noho izany, mila manana akanjo mafana ny vatana. Toy izay ihany koa rehefa vanim-potoanan'ny fahavaratra, tokony hanangona sakafo hiatrehana ny fahavaratra ireo olona marefo, mba hisorohana ny hanoanana.

 

Studio Sifaka · 2020 - 07 - 02 Fandaharana - Kozio - Ahy - ROVINDAMBA RIRININA

Pour en savoir plus sur nos activités
M'inscrire à la newsletter