COVID-19 : Tous ensemble face au virus

MagazinesProverbes / Kozio ahy

©Studio Sifaka
« Ririnin-dasa tsy tsaroana » est une métaphore très utilisée à Madagascar.

« Ririnin-dasa tsy tsaroana »

En général, une année compte 4 saisons telles que l’hiver, l’été, l’automne et le printemps. En ce moment, nous sommes en plein hiver à Madagascar. L’expression « ririnin-dasa tsy tsaroana » a pris naissance auprès des Ntaolo Malagasy pour mettre en évidence le fait que le froid de l’hiver a tendance à devenir un vague souvenir dès que la température chaude du printemps fait son entrée.

Au fil du temps, « ririnin-dasa tsy tsaroana » est devenue une expression imagée très utilisée pour faire référence aux personnes qui réussissent à se sortir d’une situation délicate et qui oublient instantanément ce qu’elles ont vécu.  



Miisa 4 ny fizaran-taona amin’ny ankapobeny : ririnina, fahavaratra, fararano ary lohataona. Anatin’ny vanim-potoanan’ny ririnina isika izao izay mangatsiaka tanteraka. Teo no nandraisan’ ny Ntaolo ilay fomba fiteny hoe «ririnin-dasa tsy tsaroana». Vao miala anatin’ny ririnina manko isika dia miditra amin’ny lohataona izay hafanana migaingaina. Vokatr’izay, adino ilay hatsiaka nandritra ny ririnina rehefa tratran’ ilay hafanana tampoka iny.

Ny «ririnin-dasa tsy tsaroana» dia fampiasa matetika rehefa misy olona iray tojo fahasahiranana ka tafavoaka tao anatin’ izany izy ary nanadino ilay olana nosedrainy.

Studio Sifaka · 2020 - 07 - 08 Fandaharana KOZIO AHY RIRININ - DASA TSY TSAROANA

Pour en savoir plus sur nos activités
M'inscrire à la newsletter