COVID-19 : Tous ensemble face au virus

MagazinesProverbes / Kozio ahy

©Pixabay
« Mandeha ila tahaka ny kiraron'i Beminahy » est une expression pour parler de paradoxe.

Kozio ahy : Mandeha ila tahaka ny kiraron’i Beminahy

Dans l'histoire, Beminahy était un esclave du temps de la royauté à Madagascar. A cette époque, nul esclave, sauf Bemilahy, n’avait eu la faveur de porter des chaussures sans aucune restriction. A travers le temps, il est devenu marchand de chaussures et portait des souliers dépareillés. C’est à partir de cela qu’est né le dicton « Mandeha ila tahaka ny kiraron'i Bemilahy ». Dorénavant, la société malagasy l'utilise pour désigner deux idéologies contradictoires. Les différences d'opinion causent parfois des querelles et peuvent mener à des agressions verbales et physiques. Le dicton est aussi utilisé quand une personne rassemble des choses qui n'ont rien en commun et qu’elle fait ce que bon lui semble sans tenir compte des pratiques sociales d’usage.



Raha ny tantara dia andevo i Beminahy tamin’ny andron’ny faha mpanjaka. Tamin’izany andro izany ny andevo tsy mahazo mikiraro saingy navahany izy ka afaka manao izany tsy misy arakaraka. Ary nanjary lasa mpivarotra kiraro izy tato afara. Samihafa mihitsy ireo kiraro anaovany.ka nanomboka teo ilay hoe mandeha ila tahaka ny kiraron’i Beminahy. Fa teo amin’ny fiaraha-monina malagasy kosa dia entina hilazana hevitra roa tsy mitovy izany, izay tadi-dokanga tsy mitovy eo amin’ny andaniny sy ny ankilany. Ka miteraka hevitra roa mifandona izany. Na ihany koa ilazana ireo olona mampiaraka zavatra tsy misy ifandraisany fa manao izay hitsiny, tsy manao izay mba fanaon’ny mpiara-monina.

Studio Sifaka · 2020 - 07 - 09 Fandaharana KOZIO AHY ZO KIRARON'I BEMINAHY
Pour en savoir plus sur nos activités
M'inscrire à la newsletter