COVID-19 : Tous ensemble face au virus

MagazinesProverbes / Kozio ahy

©Pixabay.
Il est important de bien éduquer les enfants dès l'enfance pour leur éviter le pire pendant la vieillesse.

Kozio ahy : « Manara-po fahazaza ka maka kitay fotsy volo »

Ce dicton valorise le fait qu'on n'a qu'une seule vie et qu'il faut savoir prendre les bonnes décisions pour soi mais aussi pour sa progéniture. Dans la société malgache, le fait de trop gâter les enfants peut être la première cause de leur désorientation à l'âge adulte. Il revêt l'importance d'écouter les conseils des parents ou des aînés et surtout de les suivre à la lettre. Avoir une bonne éducation avant d'entrer dans l'adolescence permettrait de conduire sa descendance vers le droit chemin afin qu'elle jouisse d'une vieillesse stable et agréable.

Ahitana fehin-kevitra roa ity teny ity izay entina hanoroana ny tanora sy ny ankizy ny amin'ny  fiainana handalovany. Ny zaza diso mihanta sy tsy te hanao afa-tsy izay tiany hatao no tena ho sahirana rehefa hiditra amin'ny maha zatovo sy ny fahatanorana ary indrindra any amin'ny fahanterana raha tsy misy fanitsiana sy fandraisana an-tanana akaikaiky kokoa. Matetika tokoa mety be asa na manana fahasahiranana hafa ny mpitaiza na ny ray aman-dreny dia avelany hanara-po ny zanany ka rehefa lehibe vao mizaka ny vokany.

Studio Sifaka · 2020 - 07 - 15 Fandaharana KOZIO AHY MANARA - PO FAHAZAZA
Pour en savoir plus sur nos activités
M'inscrire à la newsletter