COVID-19 : Tous ensemble face au virus

MagazinesProverbes / Kozio ahy

©Studio Sifaka
La majorité de la population malgache a une préférence particulière pour cette méthode.

Kozio ahy : « Vely vary ifandimbiasana toto vary ifandrombonana »

C'est un dicton tiré des expériences et de la sagesse des ancêtres pour donner de la valeur à l'entraide et à la fraternité sociale malgache quant à la production du « vary » ou du riz, base de l'alimentation malgache. Cette expression appelle la société à s'entraider car il est difficile de produire du riz sans la participation de la population villageoise ou de la communauté locale. Cela est important dès les moissons jusqu'au pilon. L'idée, par extension, est donc de se partager les difficultés pour une meilleure production collective.

Ohabolam-pahendrena izay taratry ny valintanana teo amin'ny fiaraha-monina Malagasy ity ny hoe vely vary ifandibiasana, toto vary ifandrombonana. Ny vary tokoa mantsy ny foto-tsakafon'ny Malagasy, izay manahirana tokoa ny mikarakara izany rehefa fotoana fiakaram-bokatra izay. Manomboka any amin'ny fijinjana hatrany any amin'ny fitotom-bary dia ifandrombonana sy iaraha-misalahy ny mikarakara izany voka-bary izany. Eo ilay hoe taratry ny fiaraha-miasa sy fiaraha-mientana.

Studio Sifaka · 2020 - 07 - 17 KOZIO - AHY - VELY - VARY - IFANDIMBIASANA - TOTO - VARY - IFANDROMBONANA
Pour en savoir plus sur nos activités
M'inscrire à la newsletter