Littéralement, jouer tout seul dans la poussière comme un enfant abandonné. Ce proverbe malgache part d’une métaphore et compare les personnes laissées par un être cher à un enfant abandonné, jouant tout seul dans de la poussière. Cette expression est également utilisée pour décrire un couple qui s’est séparé malgré les projets d’avenir.
Milalao vovoka irery toy ny zaza nilaozan-tsakaiza, ohabolana malagasy entina hilazana ireo olona nilaozan’ilay andrin’ny fony. Namela tsy fidiny azy ho irery teo, na dia misy zavatra tokony niaraha-nanao aza. Nentina hanoharana ireo mpifankatia nisaraka ihany koa ity ohabolana ity, izay nanana tanjona iraisana tany am-boalohany ka nanjary ilay iray sisa no namita izany.