« Shonga tsaiky ty » est un terme utilisé à Majunga pour désigner une jeune fille/femme effrontée. « Shonga » est un mot comorien, ensuite il a été approprié par les jeunes de Majunga depuis des années pour qualifier les femmes de « libertines effrontées », selon les explications de Damy Govina, présidente de l’association Gasiko, dans l’émission.
« Shonga tsaiky ty », fitenin’ny tanora avy any Mahajanga entina milaza ny vehivavy « jefijefy ». « Môla », izay no fandikana azy amin’ny tenin-jatovo izay ihany koa no nampiasain’i Damy Govina, filohan’ny fikambanana Gasiko, hanazavana azy. Teny komoriana izy io no nifangaro tamin’ny teny avy ao Mahajanga ary lasa fampiasa hitenenana ireo vehivavy sahisahy, mampidera ny tenany.
