Teny fampiasa any amin’ny faritra avaratra hatrany atsinanana sy andrefan’i Madagasikara any hoe « Mitangatriky ». Lazaina hoe « mitangatriky » ny vehivavy iray rehefa manao fihetsika na fomba fiteny hisitomana ny sain’ny lehilahy izay mahasarika ny fony nefa tsy miraika aminy.
Manazava io teny io i Cerveau Kotoson, mpampianatra mpikaroka eny amin’ny oniversiten’Antsiranana.
On utilise le terme « mitangatriky » au Nord, à l’Est et à l’Ouest de Madagascar. Selon l’enseignant chercheur de l’université d’Antsiranana, Cerveau Kotoson, « mitangatriky » fait référence à une « allumeuse ». En d’autres termes, il désigne une femme ou une fille cherchant à attirer l’attention d’un homme, qui lui, ne s’intéresse pas à elle.