« Valala iray aza ifanapahana » est une expression souvent utilisée par les malgaches. Elle illustre le partage et la solidarité dans les moments difficiles selon Rado, orateur.
Matetika isika zatra miteny hoe « Valala iray aza ifanapahana ». Tsy ampy nefa io fomba fiteny io fa « Tsipoy mifamelona ka valala iray aza ifanapahana » no tena izy. Maneho fifampizarana sy sy fifampitsinjovana indrindra rehefa amin’ny fotoan-tsarotra izany raha ny nambaran’i Rado, mpikabary.