« Valala fiandry fasana » désigne les personnes responsables de l’entretien du tombeau familial à Madagascar. Le Professeur Roger Rabenilaina fait savoir dans l’émission Kozio ahy pourquoi on les appelle ainsi.
Teny entina ilazana ireo olona monina eny an-tanindrazana sady mikarakara fasan-drazana ny “valala mpiandry fasana” sy ny “valahara mpiandry fasana”. Raha ny marina anefa “valala fiandry fasana” na “vahalara mpiandry fasana” no mahalaza ireo araka ny fanazavan’i profesora Rabenilaina Roger Bruno, akademisianina. Araho ato anaty fandaharana ny antsipirihan’izay.