COVID-19 : Tous ensemble face au virus

MagazinesProverbes / Kozio ahy

©Ketut Subiyanto
Le terme « magnajima » est utilisé en situation de grosse colère.

Kozio ahy : « Magnajima »

« Magnajima » est un terme utilisé chez les Tsimihety, les Sakalava, les Antakarana et les Betsimisaraka. Il désigne le fait d’exprimer un débordement de sentiment de colère. Cerveau Kotoson, enseignant chercheur de l’université d’Antsiranana nous en dit plus dans l’émission.

Teny ampiasain’ny foko Tsimihety, Sakalava, Antakarana ary Betsimisaraka ny « magnajima ». Lazaina fa « magnajima » ny olona iray raha toa ka tezitra mihoatra ny tokony ho izy ka tsy voafehiny intsony ny fahatezerany. Ampiasaina ihany koa izy io rehefa misy fietsempo miainga ka mivoana amin’ny fanaon’ilay olona amin’ny andavanandro. Afaka ilazana toe-javatra ihany koa izy io. Manazava io teny io i Cerveau Kotoson, mpampianatra mpikaroka eny amin’ny oniversiten’ Antsiranana.

Studio Sifaka · 2020 - 09 - 08 Fandaharana - KOZIO AHY - NANÄJIMA
Pour en savoir plus sur nos activités
M'inscrire à la newsletter