COVID-19 : Tous ensemble face au virus

MagazinesProverbes / Kozio ahy

©Roberto Schimdt / AFP
Un orpailleur qui est en train de dormir.

Kozio ahy : Midasiky

Le terme « midasiky », qui veut dire « dormir », peut être trouvé et employé dans plusieurs régions de Madagascar. Sitraka Rafanomezantsoa, un jeune écrivain originaire de Tuléar, nous explique son sens pour les jeunes de Tuléar. Des jeunes d’Antananarivo partagent également la signification de ce terme pour eux.


 Fampiasan’ny tanora amin’ny faritra maro eto Madagasikara ny teny hoe « midasiky », izay midika hoe « matory ». Ny fampiasan’ireo tanora an’ity teny ity any Toliara no hazavain’i Rafanomezantsoa Sitraka, tanora mpanoratra avy any Toliara. Etsy andanin’izay anefa, nanontaniana ny hevitr’ireo tanora avy eto Antananarivo amin’ny fampiasa ity teny ity ary hita fa mitovy ny dika nomen’i Rafanomezantsoa Sitraka sy ireo tanora vitsivitsy nanontaniana.

Studio Sifaka · 2020 - 10 - 01 Fandaharana KOZIO AHY MIDASIKY
Pour en savoir plus sur nos activités
M'inscrire à la newsletter