COVID-19 : Tous ensemble face au virus

MagazinesProverbes / Kozio ahy

©Odon Fidilala
Odon Fidilala donne le sens du mot "Lapa" dans la culture Betsileo.

Kozio Ahy : Lapa

Lapa est le nom que les Betsileo donnent aux festivités ou aux cérémonies traditionnelles suite à une promesse faite dès guérison suite à une grave maladie ou bien suite à une naissance, explique Odon Fidilala, animateur et natif de la région. Cette pratique existe aussi dans d’autres régions de Madagascar mais sous une autre appellation. Dans la partie Nord, le terme « tsakafara » est utilisé.



Anarana iantsoan’ny Betsileo ny fomba fanao iray any an-toerana ny hoe: « Lapa ». entina ilazana fety anefana ny voady natao. Hanasana havana aman-tsakaiza. Ohatra amin’izany ny fanaovana voady mba hahazo zaza sady ho teraka soa amantsara. Ohatra azo raisina koa rehefa misy marary ka nanaovana voady rehefa sitrana, izay no lapa. Misy toy izany koa amin’ny faritra hafa, fa kosa ny fiantsoana azy no samihafa. Ny amin’ny tapany avaratry ny Nosy izao dia hoe: « tsakafara ».

Studio Sifaka · 2020 - 10 - 14 Fandaharana - KOZIO AHY - LAPA
Pour en savoir plus sur nos activités
M'inscrire à la newsletter