COVID-19 : Tous ensemble face au virus

MagazinesProverbes / Kozio ahy

©Studio Sifaka
Le jeudi est le premier jour de la semaine dans le calendrier malgache.

Kozio ahy : ny andro malagasy (tapany faharoa)


Dans le calendrier malgache, le jeudi est considéré comme le premier jour de la semaine, d’où l’appellation alakamisy manantena hisy ou « le jeudi de l’espoir ». Suivez les détails dans l’émission Kozio ahy avec Lalao Rabenandrasana, académicien et orateur.



Ny alakamisy no manomboka ny herinandro amin’ny tetiandro malagasy ary izay no mahatonga ny hoe alakamisy manantena hisy. Zoma andro mainty, sabotsy andro mibontsina, alahady andro mahery. Araho anatin’ny fandaharana kozio ahy ny mikasika izay miaraka amin’i Lalao Rabenandrasana, akademisianina sy mpikabary.

Studio Sifaka · 2020 - 10 - 29 Fandaharana KOZIO AHY ANARANA ANDRO ANATY HERINANDRO FIZARANA - 2
Pour en savoir plus sur nos activités
M'inscrire à la newsletter