Mikefona souvent compris par les jeunes par « manger » se définit plutôt par « soupirer »,  mais ce mot est communément utilisé pour parler des enfants. Plus de détails dans l’émission Kozio ahy avec l’orateur Manampisoatoavina Lalaina Tahiry Fahendrena.
Mikefona dia midika hoe misakafo raha ny fahafantaran’ny olona azy fa azo faritana ihany koa hoe misento, ary ny zazakely sy ny ankizy no tena lazaina fa mikefona. Manazava mikasika izay i Manampisoatoavina Lalaina Tahiry Fahendrena, mpikabary.