Ny teny hoe "jilajila" no hazavain'i Razafimamonjy Fanja amintsika izay vahinin'i Andrea ato anatin'ny fandaharana Kozio ahy. Mety ho fihetsika na fiteny no voakasik'io mpamari-toetra io raha ny fanazavana.
![](https://www.studiosifaka.org/images/cache/k2/w1140_h760/aee44fc32e47f07b5fe3050745ad94ac.jpg)