COVID-19 : Tous ensemble face au virus

MagazinesProverbes / Kozio ahy

L'expression "mitatatra ho an'i Rainilaizafy" a un lien avec les rizières en terrasse de la région Amoron'i Mania.

« Mitatatra ho an’i Rainilaizafy »

Selon l’enseignante de langue malgache, Haritiana Laska, Rainilaizafy était un habitant d’Ambositra, dans la région Amoron’i Mania. Les rizières y sont en terrasse et celle de Rainilaizafy se trouvait tout en bas. Lorsqu’il fallait irriguer l’eau, il ne se joignait jamais aux autres paysans puisque de toute manière l’eau arriverait jusqu’à sa rizière.

 


Studio Sifaka · 2020-12-02_Fandaharana-KOZIO AHY-MISASATRA-HO-AN'I-RAINILAIZAFY

Raha ny fanazavan’ny mpampianatra malagasy, Haritiana Laska, dia mponin’Ambositra, Amoron’i Mania i Rainilaizafy. Manao antanan-tohatra ny tanimbary any ka ny azy no aty ambany indrindra. Rehefa tonga ny fotoana fanaovana tatatra dia tsy misasatra izy fa miandry ireo tompon’ny tany rehetra any ambonin’ny azy fotsiny dia tonga ao amin’ny taniny ny rano. Araho ato anatin’ny Kozio ahy ny fanazavana misimisy kokoa momba ny fiteny hoe « mitatatra ho an’i Rainilaizafy ».

Pour en savoir plus sur nos activités
M'inscrire à la newsletter