Ny Malagasy tokoa dia olon’ny firaisan-kina sy ny fifanampiana. Marobe ireo ohabolana maneho izany. Fa ho entin'i @Tsanta sy i Andriamihaja Hanta ato @ Kozio ahy ny dikan’ilay ohabolana hoe : « asa vadidrano, tsy vita raha tsy hifanakonana ».
©Studio SifakaNy Malagasy tokoa dia olon’ny firaisan-kina sy ny fifanampiana. Marobe ireo ohabolana maneho izany. Fa ho entin'i @Tsanta sy i Andriamihaja Hanta ato @ Kozio ahy ny dikan’ilay ohabolana hoe : « asa vadidrano, tsy vita raha tsy hifanakonana ».