COVID-19 : Tous ensemble face au virus

MagazinesProverbes / Kozio ahy

©Oladimeji Ajegbile
« Raim sy valo » est utilisé pour demander un temps additionnel.

Kozio Ahy : raim sy Valo

Au quotidien, les jeunes et même les adultes utilisent l'expression « raim sy valo » quand ils demandent à quelqu’un de patienter un instant. L’expression « raim sy valo » désigne les chiffres 1 et 8, en référence à un temps d'attente infime pour les Malgaches. Mais le choix de ces deux chiffres n’est pas un hasard. Eugène Ranoë, membre de l'académie malgache développe la signification de cette expression. 


Studio Sifaka · 2020-12-09_Fandaharana-KOZIO AHY-RAIM-SY-VALO_NJARA

Fomba fiteny amin'ny andavanandron’ireo tanora  sy ireo tanora zokiny ny hoe « raim sy valo ». Rehefa mampiandry olona izay izy ireo no matetika mampiasa an’io teny io. Inona ary no hevitra fonosin’ireo isa ireo, fa maninona no ireo isa ireo no nampiasana amin’io fotoana iray io ? Manome fanazavana momba izay i Ranoë Eugène, mpikambana ao amin’ny akademia malagasy.  

Pour en savoir plus sur nos activités
M'inscrire à la newsletter