A Madagascar, les expressions courantes pour qualifier les services des transports sont nombreuses. Parmi elles, on a « vodihazo », qui désigne le stationnement pendant une durée relativement longue des autobus à l’arrêt. Tahirisoa Andria, orateur au sein du FIMPIMA Antsirabe, nous en dit plus.Â
Â
Betsaka ireo fiteny mikasika ny fitaterana raha eto Madagasikara. Anisan’izany ny hoe « vodihazo », izay fiteny andavanandro milaza ny fijanonan’ny taxibe ela eo amin’ny toeram-piantsonana. Mitondra fanazavana bebe kokoa momba ity voambolana ity i Tahirisoa Andria, mpikabary mpikambana ao amin’ny FIMPIMA Antsirabe ato anatin’ny Kozio ahy.