Nombreux sont les termes courants malgaches pour désigner une attitude insouciante . Parmi eux, on a le mot « mizebra ». Ravelomanantsoa Jean Christian, artiste orateur, nous explique la vraie signification de ce terme dans Kozio ahy.
Betsaka ireo voambolana filaza ny toetra tsy dia mivaky loha. Ohatra amin’izany ny « mizebra ». Hazavain’i Ravelomanantsoa Jean Christian, izay mpanakanto mpandaha-teny, amintsika ato anatin’ny #kozioahy ny tena dikan’ity fiteny ity.