COVID-19 : Tous ensemble face au virus

MagazinesProverbes / Kozio ahy

©Studio Sifaka
Ny teny hoe "tandrametaka" indray no hazavain'i Rainibozy ato anaty fandaharana Kozio ahy.

Kozio ah du 25 février 2020 : « Tandrametaka ».

Tsy misy idiran’ny teny hoe tandra mihitsy ny teny hoe « tandrametaka » hoy Rainibozy. Ny teny hoe tana sy ny hoe Rametaka no natambatra ka nanome io voambolana io. Tana an-dRametaka izany raha sarahina ny teny. Entina hilazana asa nataotao foana, tsy ampy fanamafisana, natao an-tsirambina ny teny hoe tandrametaka.

Pour en savoir plus sur nos activités
M'inscrire à la newsletter